# hanatanteraka ity didy androany ity koa rahampitso Ny hoe "manatanteraka" dia fomba fiteny izay midika hoa hanao zavatra izay efa nandidiana na efa nomanina ho atao. DH: "hanao rahampitso izay nodidiana anio" # zanak'i Hamana folo lahy "10 lahy" # hazo fanantonana Hadikao toy ny nataonao tao amin'ny 5:14 izany.