671 B
671 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina.
areti-mifindra, amin'ny tazo, amin'ny fanaintainana
"aretina sy tazo mahery izay hampalemy anao." Ireo rehetra ireo dia maneho ireo aretina izay mampalemy sy mahafaty olona
main-tany
"tsy fahampian'ny orana"
maty fotsy
bobongolo izay mitombo eny amin'ny vokatra ka mahatonga izany ho lo.
Hanenjika anao mandra-pahafatinao ireo
Mosesy dia miresaka an'ireo zavatra ratsy izay hitranga amin'ireo Israelita toy ny hoe olona na biby izay hanenjika ao aorian'ireo Israelita izany. DH: "hijaly amin'ireo ianao"