# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina. # areti-mifindra, amin'ny tazo, amin'ny fanaintainana "aretina sy tazo mahery izay hampalemy anao." Ireo rehetra ireo dia maneho ireo aretina izay mampalemy sy mahafaty olona # main-tany "tsy fahampian'ny orana" # maty fotsy bobongolo izay mitombo eny amin'ny vokatra ka mahatonga izany ho lo. # Hanenjika anao mandra-pahafatinao ireo Mosesy dia miresaka an'ireo zavatra ratsy izay hitranga amin'ireo Israelita toy ny hoe olona na biby izay hanenjika ao aorian'ireo Israelita izany. DH: "hijaly amin'ireo ianao"