plt_tn/deu/20/14.md

16 lines
338 B
Markdown

# ireo zaza madinika
"ny ankizy"
# ny hareny rehetra
"ireo zavatra manan-danja rehetra"
# babo
Izany dia ireo zavatra manan-danja izay alain'ny vahoaka izay mandresy ady amin'ireo vahoaka izay notafihan'izy ireo.
# tanàna rehetra
Eto ny hoe "tanàna" dia maneho ny vahoaka. DH: "ny olona rehetra izay monina ao amin'ireo tanàna"