# ireo zaza madinika "ny ankizy" # ny hareny rehetra "ireo zavatra manan-danja rehetra" # babo Izany dia ireo zavatra manan-danja izay alain'ny vahoaka izay mandresy ady amin'ireo vahoaka izay notafihan'izy ireo. # tanàna rehetra Eto ny hoe "tanàna" dia maneho ny vahoaka. DH: "ny olona rehetra izay monina ao amin'ireo tanàna"