820 B
820 B
Fampifandraisana ny foto-kevitra
Fampahafantarana fototra izay nanomboka tao amin'ny 6:8 ary mitohy ao amin'ny andininy faha 10.
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Eto ny teny hoe "izahay"dia manambara ireo lehilahy izay resin'izy ireo lahatra mba handainga.
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ny teny hoe "izy ireo"dia manambara ireo olona avy amin'ny synagogan'i Libertina tao amin'ny 6:8
tsy nahatohitra
Io fehezanteny io dia midika fa tsy afaka nanaporofo izy ireo fa diso izay diso izay nolazany. DH: "tsy afaka niadi-hevitra"
Fanahy
"Fanahy Masina"
olona nanaovan'izy ireo kolikoly mba hiteny hoe
Satria zany dia natao mangina dia midika fa ny fijoron'izy ireo vavolombelona dia lainga avokoa. DH: "ireo lehilahy sasany mba handainga ary hiteny hoe"
teny ratsy an'i
"naniratsira an'i"