# Fampifandraisana ny foto-kevitra Fampahafantarana fototra izay nanomboka tao amin'ny 6:8 ary mitohy ao amin'ny andininy faha 10. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Eto ny teny hoe "izahay"dia manambara ireo lehilahy izay resin'izy ireo lahatra mba handainga. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ny teny hoe "izy ireo"dia manambara ireo olona avy amin'ny synagogan'i Libertina tao amin'ny 6:8 # tsy nahatohitra Io fehezanteny io dia midika fa tsy afaka nanaporofo izy ireo fa diso izay diso izay nolazany. DH: "tsy afaka niadi-hevitra" # Fanahy "Fanahy Masina" # olona nanaovan'izy ireo kolikoly mba hiteny hoe Satria zany dia natao mangina dia midika fa ny fijoron'izy ireo vavolombelona dia lainga avokoa. DH: "ireo lehilahy sasany mba handainga ary hiteny hoe" # teny ratsy an'i "naniratsira an'i"