676 B
676 B
Amin'izany resaka izany
Izany dia milaza ny fanangonan'izy ireo ny vola izay omena ireo mpino any Jerosalema. DH: "momba ny fanangonana"
toy ny nisian'ny zotom-po sy ny faniriana hanao izany
Izany dia afaka lazaina amin'ny fehezanteny misy matoanteny. DH: "nafana fo ianareo ary naniry ny hanao izany"
hanatanterka izany koa ianareo
"hahafeno iany" na "hamita izany"
zavatra tsara sy azo ekena
Eto ireo teny hoe " tsara" na "azo ekena" dia mitovitoy hevitra ary manamafy ny fahatsaran'ilay zavatra. DH: "zavatra tena tsara"
Tsy maintsy mifototra amin'izay hananan'ny olona iray izany
"Ny fanomezana dia tsy maintsy mifototra amin'izay hanan'ny olona iray"