# Amin'izany resaka izany Izany dia milaza ny fanangonan'izy ireo ny vola izay omena ireo mpino any Jerosalema. DH: "momba ny fanangonana" # toy ny nisian'ny zotom-po sy ny faniriana hanao izany Izany dia afaka lazaina amin'ny fehezanteny misy matoanteny. DH: "nafana fo ianareo ary naniry ny hanao izany" # hanatanterka izany koa ianareo "hahafeno iany" na "hamita izany" # zavatra tsara sy azo ekena Eto ireo teny hoe " tsara" na "azo ekena" dia mitovitoy hevitra ary manamafy ny fahatsaran'ilay zavatra. DH: "zavatra tena tsara" # Tsy maintsy mifototra amin'izay hananan'ny olona iray izany "Ny fanomezana dia tsy maintsy mifototra amin'izay hanan'ny olona iray"