1.3 KiB
'Andriamanitra, izay ao amin'i Kristy mitarika anay mandrakariva ao amin'ny fandresena
Resahin'i Paoly toy ny hoe jeneraly mpandresy izay mitarika ny matsom-pandresena Andriamanitra, ary ny tenany sy ireo mpiara-miasa aminy dia mandray anjara amin'izany matso izany. Ireo mety ho dikany dia 1)"Andriamanitra, izay ao amin'i Kristy mandrakariva dia mahatonga antsika hanan-jara amin'ny fandreseny mandrakariva" na 2) "'Andriamanitra, izay ao amin'i Kristy dia mitarika antsika mandrakariva amin'ny fandresena tahaka ireo izay nahazahoany fandresena"
Amin'ny alalanay haeliny na aiza na aiza ny hanitra mamin'ny fahalalana azy.
Resain'i Paoly toy ny hoe ditin-kazo izay manana fofona mahafinaritra ny fahalalan'i Kristy. DH: "Izy no mahatonga ny fahalalan'i Kristy hiely amin'ny olona rehetra izay mandre anay, tahaka ny fameroveron'ny ditin-kazo manitra mirehitra izay miparitaka amin'ny olona rehetra manakaiky an'izany"
na aiza na aiza
"na aiza na aiza alehanay"
isika dia hanitra mamin'i Kristy an'Andriamanitra,
Resahin'i Paoly toy ny hoe fanatitra dorana izany izay omen'ny olona an'Andriamanitra ny asa fanompoany.
hanitra mamin'i Kristy
Ireo mety ho dikany 1) "ilay hanitra mamy izay fahalalan'i Kristy" na 2) "ilay hanitra mamy izay atolotr'i Kristy"
'ireo izay novonjena
Azo adika hoe DH: "Ireo izay voavonjin'Andriamanitra"