# 'Andriamanitra, izay ao amin'i Kristy mitarika anay mandrakariva ao amin'ny fandresena Resahin'i Paoly toy ny hoe jeneraly mpandresy izay mitarika ny matsom-pandresena Andriamanitra, ary ny tenany sy ireo mpiara-miasa aminy dia mandray anjara amin'izany matso izany. Ireo mety ho dikany dia 1)"Andriamanitra, izay ao amin'i Kristy mandrakariva dia mahatonga antsika hanan-jara amin'ny fandreseny mandrakariva" na 2) "'Andriamanitra, izay ao amin'i Kristy dia mitarika antsika mandrakariva amin'ny fandresena tahaka ireo izay nahazahoany fandresena" # Amin'ny alalanay haeliny na aiza na aiza ny hanitra mamin'ny fahalalana azy. Resain'i Paoly toy ny hoe ditin-kazo izay manana fofona mahafinaritra ny fahalalan'i Kristy. DH: "Izy no mahatonga ny fahalalan'i Kristy hiely amin'ny olona rehetra izay mandre anay, tahaka ny fameroveron'ny ditin-kazo manitra mirehitra izay miparitaka amin'ny olona rehetra manakaiky an'izany" # na aiza na aiza "na aiza na aiza alehanay" # isika dia hanitra mamin'i Kristy an'Andriamanitra, Resahin'i Paoly toy ny hoe fanatitra dorana izany izay omen'ny olona an'Andriamanitra ny asa fanompoany. # hanitra mamin'i Kristy Ireo mety ho dikany 1) "ilay hanitra mamy izay fahalalan'i Kristy" na 2) "ilay hanitra mamy izay atolotr'i Kristy" # 'ireo izay novonjena Azo adika hoe DH: "Ireo izay voavonjin'Andriamanitra"