plt_tn/zec/14/16.md

312 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ireto andininy ireto dia manohy ny fanoritsoritana ny ady farany ho an'ny tanànan'i Jerosalema sy ny fomba hanavotan'Andriamanitra azy.

izay tonga manohitra an'i Jerosalema

DH: "izay nanafika an'i Jerosalema"

hamely ireo firenena

DH: "hanafay mafy ireo firenena"