# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ireto andininy ireto dia manohy ny fanoritsoritana ny ady farany ho an'ny tanĂ nan'i Jerosalema sy ny fomba hanavotan'Andriamanitra azy. # izay tonga manohitra an'i Jerosalema DH: "izay nanafika an'i Jerosalema" # hamely ireo firenena DH: "hanafay mafy ireo firenena"