plt_tn/zec/14/01.md

16 lines
575 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ity toko ity dia manoritsoritra ny ady farany ho an'ny tanànan'i Jerosalema sy ny fomba hanavotan'Andriamanitra azy.
# hozaraina eo afovoanareo ny babonareo
DH: "haka ny fanananareo rehetra ireo fahavalonareo ary hizara izany ho azy ireo raha mijery ianareo"
# hangoniko hanohitra an'i Jerosalema amin'ny ady ny firenena rehetra
DH: "Hasiako manafika an'i Jerosalema ny firenena maro"
# ny sisa tavela amin'ireo olona dia tsy ho esorina eo amin'ny tanàna
DH: "hamela ny olona sisa hitoetra ao amin'ny tanàna ny fahavalonareo"