plt_tn/zec/14/01.md

575 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ity toko ity dia manoritsoritra ny ady farany ho an'ny tanànan'i Jerosalema sy ny fomba hanavotan'Andriamanitra azy.

hozaraina eo afovoanareo ny babonareo

DH: "haka ny fanananareo rehetra ireo fahavalonareo ary hizara izany ho azy ireo raha mijery ianareo"

hangoniko hanohitra an'i Jerosalema amin'ny ady ny firenena rehetra

DH: "Hasiako manafika an'i Jerosalema ny firenena maro"

ny sisa tavela amin'ireo olona dia tsy ho esorina eo amin'ny tanàna

DH: "hamela ny olona sisa hitoetra ao amin'ny tanàna ny fahavalonareo"