20 lines
759 B
Markdown
20 lines
759 B
Markdown
# loharano
|
|
|
|
Toerana izay hikorianan'ny rano ara-boajanahary avy amin'ny tany.
|
|
|
|
# nohon'ny fahotan'izy ireo sy ny tsy fahadiovan'izy ireo
|
|
|
|
DH: "mba hanadio ny fahotana sy ny fahalotoan'izy ireo"
|
|
|
|
# izany no fanambaran'i Yaveh tompon'ny maro
|
|
|
|
Io andianteny io matetika adika hoe "Hoy i Yaveh" ao amin'ny UDB. Afaka mandika izany andianteny izany amin'izay fomba mety amin'ny fiteninao ianao. Io andianteny io dia nampiasaina im-betsaka ao amin'ny Zakaria.
|
|
|
|
# hanafoanako ny anaran'ireo sampy amin'ny tany
|
|
|
|
DH: "hamongotra ny fanompoan-tsampy manerana ny tany"
|
|
|
|
# Hampivoaka ireo mpaminany tsy marina sy ny fanahy maloton'izy ireo amin'ny tany ihany koa Aho
|
|
|
|
DH: "Ho esoriko hiala amin'ny tany ihany koa ireo mpaminany tsy marina sy ny fanahy maloton'izy ireo"
|