759 B
759 B
loharano
Toerana izay hikorianan'ny rano ara-boajanahary avy amin'ny tany.
nohon'ny fahotan'izy ireo sy ny tsy fahadiovan'izy ireo
DH: "mba hanadio ny fahotana sy ny fahalotoan'izy ireo"
izany no fanambaran'i Yaveh tompon'ny maro
Io andianteny io matetika adika hoe "Hoy i Yaveh" ao amin'ny UDB. Afaka mandika izany andianteny izany amin'izay fomba mety amin'ny fiteninao ianao. Io andianteny io dia nampiasaina im-betsaka ao amin'ny Zakaria.
hanafoanako ny anaran'ireo sampy amin'ny tany
DH: "hamongotra ny fanompoan-tsampy manerana ny tany"
Hampivoaka ireo mpaminany tsy marina sy ny fanahy maloton'izy ireo amin'ny tany ihany koa Aho
DH: "Ho esoriko hiala amin'ny tany ihany koa ireo mpaminany tsy marina sy ny fanahy maloton'izy ireo"