plt_tn/zec/12/04.md

763 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ity andininy ity dia manohy milaza momba ny fanafihana ho avy amin'i Jerosalema sy ny fomba hanavotan'Andriamanitra ny tanàna.

Amin'izany andro izany

Io dia manondro ny andro izay anafihan'ireo tafika an'i Jerosalema.

izany no fanambaran'i Yaveh

Io andianteny io matetika adika hoe "Hoy i Yaveh" ao amin'ny UDB. Afaka mandika izany andianteny izany amin'izay fomba mety amin'ny fiteninao ianao. Io andianteny io dia nampiasaina im-betsaka ao amin'ny Zakaria.

Hijery am-pankasitrahana

DH: "Harovako"

ny taranak'i Joda

"vahoakan'i Joda"

hiteny anakampo

Io dia midika fa hihevitra ary hiteny amin'ny tenany izy ireo.

noho i Yaveh tompon'ny maro

DH: "satria manompo an'i Yaveh tompon'ny maro izy ireo"