# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ity andininy ity dia manohy milaza momba ny fanafihana ho avy amin'i Jerosalema sy ny fomba hanavotan'Andriamanitra ny tanĂ na. # Amin'izany andro izany Io dia manondro ny andro izay anafihan'ireo tafika an'i Jerosalema. # izany no fanambaran'i Yaveh Io andianteny io matetika adika hoe "Hoy i Yaveh" ao amin'ny UDB. Afaka mandika izany andianteny izany amin'izay fomba mety amin'ny fiteninao ianao. Io andianteny io dia nampiasaina im-betsaka ao amin'ny Zakaria. # Hijery am-pankasitrahana DH: "Harovako" # ny taranak'i Joda "vahoakan'i Joda" # hiteny anakampo Io dia midika fa hihevitra ary hiteny amin'ny tenany izy ireo. # noho i Yaveh tompon'ny maro DH: "satria manompo an'i Yaveh tompon'ny maro izy ireo"