plt_tn/zec/10/11.md

20 lines
791 B
Markdown

# Hamakivaky ny ranomasim-pahorian'izy ireo
Ny soratra masina matetika dia manondro ny ranomasina ho sarin'ny fahoriana sy zava-tsarotra.
# ary hanamaina ny lalin'i Neily rehetra
DH: "Hataoko tsy misy intsony ny rano rehetra ao amin'ny Reniranon'i Neily"
# Hahetry ny voninahitr'i Asyria
Eto ny hoe "voninahitr'i Asyria" dia mety manondro ny tafika Asyriana. DH: "Handrava ny tafika mpireharehan'i Asyria Aho."
# ary ny tehim-panjakan'i Egypta hiala amin'ireo Egyptiana
DH: "ary ho tapitra ny fahefan'i Egypta mba hanapaka ireo firenena."
# izany no fanambaran'i Yaveh
Io andianteny io matetika adika hoe "Hoy i Yaveh" ao amin'ny UDB. Afaka mandika izany andianteny izany amin'izay fomba mety amin'ny fiteninao ianao. Io andianteny io dia nampiasaina im-betsaka ao amin'ny Zakaria.