plt_tn/zec/08/01.md

364 B

Tonga tamiko ny tenin'i Yaveh tompon'ny maro, nanao hoe

Hoy i Yaveh tompon'ny maro tamiko

saropiaro nohon'ny aminy amin'ny hatezerana lehibe Aho

DH: "Feno hatezerana noho ny amin'i Ziona Aho"

ny tendrombohitr'i Yaveh tompon'ny maro

Io dia manondro ny Tendrombohitra Ziona.

Ilay Tendrombohitra Masina

Eto ny hoe "Masina" dia midika hoe "An'i Yaveh."