# Tonga tamiko ny tenin'i Yaveh tompon'ny maro, nanao hoe Hoy i Yaveh tompon'ny maro tamiko # saropiaro nohon'ny aminy amin'ny hatezerana lehibe Aho DH: "Feno hatezerana noho ny amin'i Ziona Aho" # ny tendrombohitr'i Yaveh tompon'ny maro Io dia manondro ny Tendrombohitra Ziona. # Ilay Tendrombohitra Masina Eto ny hoe "Masina" dia midika hoe "An'i Yaveh."