plt_tn/zec/05/03.md

988 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miresaka amin'i Zakaria ilay anjely.

izay mifototra amin'izay lazainy amin'ny andaniny

"mifototra amin'izay voasoratra ao amin'ny horonana ao amin'ny lafiny iray"

izay lazainy amin'ny ankilany

"izay lazain'ny horonana voasoratra amin'ny lafiny iray hafa"

araka ny tenin'izy ireo

Ny andianteny hoe "ny tenin'izy ireo" dia manondro izay nolazaina tao amin'ny fianianan'izy ireo. DH: "araka izay nolazain'izy ireo"

Ho havoakako izany

Ny teny hoe "izany" dia manondro ny ozona.

izany no fanambaran'i Yaveh tompon'ny maro

Io andianteny io matetika adika hoe "Hoy i Yaveh" ao amin'ny UDB. Afaka mandika izany andianteny izany amin'izay fomba mety amin'ny fiteninao ianao. Io andianteny io dia nampiasaina im-betsaka ao amin'ny Zakaria.

ny trano

Io dia manondro ny fianakavian'ilay olona sy ny zavatra rehetra izay ananan'izy ireo.

izay mianiana

"ilay olona izay mianiana"

hazony

hazo ampiasaina amin'ny fananganana