plt_tn/zec/05/03.md

36 lines
988 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miresaka amin'i Zakaria ilay anjely.
# izay mifototra amin'izay lazainy amin'ny andaniny
"mifototra amin'izay voasoratra ao amin'ny horonana ao amin'ny lafiny iray"
# izay lazainy amin'ny ankilany
"izay lazain'ny horonana voasoratra amin'ny lafiny iray hafa"
# araka ny tenin'izy ireo
Ny andianteny hoe "ny tenin'izy ireo" dia manondro izay nolazaina tao amin'ny fianianan'izy ireo. DH: "araka izay nolazain'izy ireo"
# Ho havoakako izany
Ny teny hoe "izany" dia manondro ny ozona.
# izany no fanambaran'i Yaveh tompon'ny maro
Io andianteny io matetika adika hoe "Hoy i Yaveh" ao amin'ny UDB. Afaka mandika izany andianteny izany amin'izay fomba mety amin'ny fiteninao ianao. Io andianteny io dia nampiasaina im-betsaka ao amin'ny Zakaria.
# ny trano
Io dia manondro ny fianakavian'ilay olona sy ny zavatra rehetra izay ananan'izy ireo.
# izay mianiana
"ilay olona izay mianiana"
# hazony
hazo ampiasaina amin'ny fananganana