plt_tn/tit/03/06.md

20 lines
649 B
Markdown

# Betsaka
"Be dia be" na "malala-tanana."
# Nandrotsaka ny Fanahy Masina tamintsika
Matetika ny mpanoratra ny Testamenta Vaovao no miresaka ny Fanahy Masina ho toy ny rano izay azo arotsaka. DH: "malala-tanana tamin'ny fanomezana antsika ny Fanahy Masina."
# Tamin'ny alalan'i Jesosy Kristy Mpamonjy antsika
"Rehefa namonjy antsika i Jesosy."
# Ho voamarina
"Andriamanitra dia nanambara antsika ho tsy misy ota."
# Ho tonga mpandova isika amin'ny alalan'ny fahatokisana ny fiainana mandrakizay
Ny olona izay nanaovan'Andriamanitra fampanantenana dia resahana toy ny hoe handova fananana sy harena avy amin'ny olona ao amin'ny fianakaviana.