plt_tn/tit/03/06.md

649 B

Betsaka

"Be dia be" na "malala-tanana."

Nandrotsaka ny Fanahy Masina tamintsika

Matetika ny mpanoratra ny Testamenta Vaovao no miresaka ny Fanahy Masina ho toy ny rano izay azo arotsaka. DH: "malala-tanana tamin'ny fanomezana antsika ny Fanahy Masina."

Tamin'ny alalan'i Jesosy Kristy Mpamonjy antsika

"Rehefa namonjy antsika i Jesosy."

Ho voamarina

"Andriamanitra dia nanambara antsika ho tsy misy ota."

Ho tonga mpandova isika amin'ny alalan'ny fahatokisana ny fiainana mandrakizay

Ny olona izay nanaovan'Andriamanitra fampanantenana dia resahana toy ny hoe handova fananana sy harena avy amin'ny olona ao amin'ny fianakaviana.