plt_tn/tit/01/01.md

28 lines
613 B
Markdown

# Hanamafy ny finoan'ny
Hampatanjaka ny finoan'ny
# Izay manaraka ny toe-panahy araka an'Andriamanitra
"Izay mety amin'ny fanomezam-boninahitra an'Andriamanitra."
# Fony fahagola
"Mialohan'ny fanombohan'ny fotoana."
# Tamin'ny fotoana voatondro
"Amin'ny fotoana mety."
# Nasehony ny teniny
Paoly dia niresaka momba ny hafatr'Andriamanitra toy ny hoe zavatra izay afaka haseho amin'ny olona. DH: "Izy dia nanambara ny teniny."
# Natokisany ho ampitaiko
"Notendrena hitory aho" na "izy dia nanome ahy ny andraikitra hitory."
# Andriamanitra ilay Mpamonjy antsika
"Andriamanitra, izay namonjy antsika."