# Hanamafy ny finoan'ny Hampatanjaka ny finoan'ny # Izay manaraka ny toe-panahy araka an'Andriamanitra "Izay mety amin'ny fanomezam-boninahitra an'Andriamanitra." # Fony fahagola "Mialohan'ny fanombohan'ny fotoana." # Tamin'ny fotoana voatondro "Amin'ny fotoana mety." # Nasehony ny teniny Paoly dia niresaka momba ny hafatr'Andriamanitra toy ny hoe zavatra izay afaka haseho amin'ny olona. DH: "Izy dia nanambara ny teniny." # Natokisany ho ampitaiko "Notendrena hitory aho" na "izy dia nanome ahy ny andraikitra hitory." # Andriamanitra ilay Mpamonjy antsika "Andriamanitra, izay namonjy antsika."