plt_tn/sng/08/11.md

803 B

Bala-hamona

Io dia anaran-tanàna any amin'ny tapany avaratr'Israely.

tamin'ireo izay te hikarakara izany

"tamin'ireo olona izay hitàna izany"

Ny tsirairay dia tsy maintsy mitondra sekely volafotsy arivo ho solon'ny vokatra

DH: "Heverina fa tokony hanome sekely volafotsy arivo an'i Solomona ho vidin'ny vokatry ny voaloboka ny olona tsirairay avy."

mitondra sekely volafotsy arivo

"mitondra sekely volafotsy 1.000."

Ahy tokoa ny tanim-boaloboko

"Izaho no miandraikitra ny tanim-boaloboko." Tondroin'ilay vehivavy toy ny tanim-boaloboka tahaka ny tao amin'ny 1:5 ny tenany.

ny sekely arivo dia anao, ry Solomona malalako

Manome ny tombon'ny tanim-boaloboka maimaim-poana ho an'i Solomona ilay vehivavy na dia azy ary izany ary na dia afaka manome izany ho an'izay tiany aza izy.