# Bala-hamona Io dia anaran-tanàna any amin'ny tapany avaratr'Israely. # tamin'ireo izay te hikarakara izany "tamin'ireo olona izay hitàna izany" # Ny tsirairay dia tsy maintsy mitondra sekely volafotsy arivo ho solon'ny vokatra DH: "Heverina fa tokony hanome sekely volafotsy arivo an'i Solomona ho vidin'ny vokatry ny voaloboka ny olona tsirairay avy." # mitondra sekely volafotsy arivo "mitondra sekely volafotsy 1.000." # Ahy tokoa ny tanim-boaloboko "Izaho no miandraikitra ny tanim-boaloboko." Tondroin'ilay vehivavy toy ny tanim-boaloboka tahaka ny tao amin'ny 1:5 ny tenany. # ny sekely arivo dia anao, ry Solomona malalako Manome ny tombon'ny tanim-boaloboka maimaim-poana ho an'i Solomona ilay vehivavy na dia azy ary izany ary na dia afaka manome izany ho an'izay tiany aza izy.