plt_tn/sng/08/06.md

1.2 KiB

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miresaka amin'ny malalany ilay tovovavy.

Ataovy toy ny tombo-kase ao am-ponao aho, toy ny tombo-kase eo an-tsandrinao

Ireo mety ho heviny dia 1) Satria tena manan-danja ny tombo-kase, dia ataon'ny olona manodidina ny vozon'izy ireo sy eo amin'ny tanan'izy ireo foana izany. Tian'ilay vehivavy hiaraka aminy foana tahaka ny tombo-kase ny malalany. na 2) Ny tombo-kase dia maneho izay tompon'ny zavatra izay misy tombo-kase eo amin'izany. Tian'ilay vehivavy ho toy ny tombo-kase ao am-pon'ny malalany ny tenany ary ny sandry dia maneho fa ny eritreriny rehetra, ny fihetseham-pony, ary ny fihetsiny dia azy.

fa mahery toy ny fahafatesanany fitiavana

Tena mahery ny fahafatesana satria mahatratra na dia ny olona mahery indrindra eto amin'izao tontolo izao aza izany.

tsy mamela mahazo toy ny Fiainan-tsy hita

"tahaka ny Fiainan-tsy hita." Tsy mamela ny olona ho velona indray ny Fiainan-tsy hita raha efa maty izy ireo. Maharitra tahaka ny Fiainan-tsy hita ny fitiavana satria tsy miova mihitsy izany.

mandoro ny lelafony...noho ny afo hafa rehetra

Tena mahery tahaka ny afo ny fitiavana.

mandoro

"mandoro tampoka"