plt_tn/sng/08/06.md

24 lines
1.2 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miresaka amin'ny malalany ilay tovovavy.
# Ataovy toy ny tombo-kase ao am-ponao aho, toy ny tombo-kase eo an-tsandrinao
Ireo mety ho heviny dia 1) Satria tena manan-danja ny tombo-kase, dia ataon'ny olona manodidina ny vozon'izy ireo sy eo amin'ny tanan'izy ireo foana izany. Tian'ilay vehivavy hiaraka aminy foana tahaka ny tombo-kase ny malalany. na 2) Ny tombo-kase dia maneho izay tompon'ny zavatra izay misy tombo-kase eo amin'izany. Tian'ilay vehivavy ho toy ny tombo-kase ao am-pon'ny malalany ny tenany ary ny sandry dia maneho fa ny eritreriny rehetra, ny fihetseham-pony, ary ny fihetsiny dia azy.
# fa mahery toy ny fahafatesanany fitiavana
Tena mahery ny fahafatesana satria mahatratra na dia ny olona mahery indrindra eto amin'izao tontolo izao aza izany.
# tsy mamela mahazo toy ny Fiainan-tsy hita
"tahaka ny Fiainan-tsy hita." Tsy mamela ny olona ho velona indray ny Fiainan-tsy hita raha efa maty izy ireo. Maharitra tahaka ny Fiainan-tsy hita ny fitiavana satria tsy miova mihitsy izany.
# mandoro ny lelafony...noho ny afo hafa rehetra
Tena mahery tahaka ny afo ny fitiavana.
# mandoro
"mandoro tampoka"