plt_tn/sng/08/01.md

404 B

toy ny anadahiko ianao

Irian'ilay vehivavy mba ho afaka haneho ny fitiavany ampahibemaso tahaka ny hataony amin'ny anadahiny izy. Tsy milaza izy nefa fa afaka manao firaisana amin'ny anadahiny ny vehivavy.

anao any ivelany

"anao eny imasombahoaka"

afaka manoroka anao aho

Mety hanoroka ny anadahiny amin'ny takolany ny vehivavy mba hiarabana azy.

hanao tsinontsinona ahy

"hahamenatra ahy"