plt_tn/sng/08/01.md

16 lines
404 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# toy ny anadahiko ianao
Irian'ilay vehivavy mba ho afaka haneho ny fitiavany ampahibemaso tahaka ny hataony amin'ny anadahiny izy. Tsy milaza izy nefa fa afaka manao firaisana amin'ny anadahiny ny vehivavy.
# anao any ivelany
"anao eny imasombahoaka"
# afaka manoroka anao aho
Mety hanoroka ny anadahiny amin'ny takolany ny vehivavy mba hiarabana azy.
# hanao tsinontsinona ahy
"hahamenatra ahy"