16 lines
433 B
Markdown
16 lines
433 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Soritsoritan'ilay tia izay hataony amin'ilay tiany.
|
|
|
|
# Aoka ny vavanao ho tahaka ny divay tsara indrindra
|
|
|
|
DH: "Te hanandrana ny molotrao tahaka ny divay tsara indrindra aho."
|
|
|
|
# mikoriana moramora amin'ny malalako
|
|
|
|
"izay mikoriana moramora amin'ilay tiako." Mankafy ny orok'ilay vehivavy mora ilay tia.
|
|
|
|
# misosa eo amin'ny molotra sy ny nifitsika
|
|
|
|
"izay mitete amin'ny molotro sy ny nifiko"
|