plt_tn/sng/07/09.md

433 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Soritsoritan'ilay tia izay hataony amin'ilay tiany.

Aoka ny vavanao ho tahaka ny divay tsara indrindra

DH: "Te hanandrana ny molotrao tahaka ny divay tsara indrindra aho."

mikoriana moramora amin'ny malalako

"izay mikoriana moramora amin'ilay tiako." Mankafy ny orok'ilay vehivavy mora ilay tia.

misosa eo amin'ny molotra sy ny nifitsika

"izay mitete amin'ny molotro sy ny nifiko"