335 B
335 B
Miverena, miverena
"Mandehana miverina, mandehana miverina." Naverimberina io mba hanasongadinana.
mandinika
mijery fatratra zavatra mandritry ny fotoana lavalava
tahaka ny hoe mandihy eo anelanelan'ny mpandihy roa an-dalana aho
Mety ho zavatra mahafinaritra ny mijery ilay tovovavy mandihy miaraka amin'ireo mpandihy hafa.