plt_tn/sng/06/13.md

12 lines
335 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Miverena, miverena
"Mandehana miverina, mandehana miverina." Naverimberina io mba hanasongadinana.
# mandinika
mijery fatratra zavatra mandritry ny fotoana lavalava
# tahaka ny hoe mandihy eo anelanelan'ny mpandihy roa an-dalana aho
Mety ho zavatra mahafinaritra ny mijery ilay tovovavy mandihy miaraka amin'ireo mpandihy hafa.