plt_tn/sng/06/02.md

32 lines
836 B
Markdown

# Ny malalako dia efa nidina nankany amin'ny sahany
Jereo ny fanazavana io sarinteny io ao amin'ny 5:1.
# farafaran-java-manitra
Jereo ny nandikanao ny hoe "farafaran-java-manitra" ao amin'ny 5:13. Tonga mba hankafy ny fanintonan'ny vatan'ilay vehivavy izay mahafinaritra tahaka ny zava-manitra ny malalany.
# mba hiraoka eny amin'ny saha sy hioty ireo lilia
Mampiasa ireo sarinteny ireo ilay vehivavy mba hilazana fa mahafinaritra ao aminy ny malalany.
# hiraoka
Jereo ny nandikanao ny hoe "miraoka" ao amin'ny 2:16.
# hioty ireo lilia
"mba haka ireo lilia"
# ireo lilia
Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 2:16.
# An'ny malalako aho, ary ahy ny malalako
Jereo ny nandikanao ny hoe "Ahy ny malalako, ary azy aho" ao amin'ny 2:16.
# hiraoka eo amin'ireo lilia am-pifaliana izy
Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 2:16.