# Ny malalako dia efa nidina nankany amin'ny sahany Jereo ny fanazavana io sarinteny io ao amin'ny 5:1. # farafaran-java-manitra Jereo ny nandikanao ny hoe "farafaran-java-manitra" ao amin'ny 5:13. Tonga mba hankafy ny fanintonan'ny vatan'ilay vehivavy izay mahafinaritra tahaka ny zava-manitra ny malalany. # mba hiraoka eny amin'ny saha sy hioty ireo lilia Mampiasa ireo sarinteny ireo ilay vehivavy mba hilazana fa mahafinaritra ao aminy ny malalany. # hiraoka Jereo ny nandikanao ny hoe "miraoka" ao amin'ny 2:16. # hioty ireo lilia "mba haka ireo lilia" # ireo lilia Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 2:16. # An'ny malalako aho, ary ahy ny malalako Jereo ny nandikanao ny hoe "Ahy ny malalako, ary azy aho" ao amin'ny 2:16. # hiraoka eo amin'ireo lilia am-pifaliana izy Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 2:16.