plt_tn/sng/05/14.md

727 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy manoritsoritra ny malalany ilay tovovavy.

Ireo sandriny dia voahodidina volamena natao firavaka

"Volamena boribory izay rakotra firavaka ny sandriny." Mampiasa io sarinteny io ilay tovovavy mba hilazana fa tsara sy sarobidy ny sandriny.

ny kibony dia ivory voarakotra safira

"ivory malama izay rakotra safira ny kibony." Mampiasa io sarinteny io ilay tovovavy mba hilazana fa tsara sy sarobidy ny kibony.

ivory

vangy fotsy na nifim-biby izay mitovy amin'ny taolana. Mampiasa ny ivory ny olona mba hanaovana ireo taozavatra ho malama sy mamirapiratra.

safira

Ny safira dia karazana vato madio, sarobidy. Io karazana safira io dia mety misy lokony mavo na volamena.