plt_tn/sng/05/14.md

20 lines
727 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy manoritsoritra ny malalany ilay tovovavy.
# Ireo sandriny dia voahodidina volamena natao firavaka
"Volamena boribory izay rakotra firavaka ny sandriny." Mampiasa io sarinteny io ilay tovovavy mba hilazana fa tsara sy sarobidy ny sandriny.
# ny kibony dia ivory voarakotra safira
"ivory malama izay rakotra safira ny kibony." Mampiasa io sarinteny io ilay tovovavy mba hilazana fa tsara sy sarobidy ny kibony.
# ivory
vangy fotsy na nifim-biby izay mitovy amin'ny taolana. Mampiasa ny ivory ny olona mba hanaovana ireo taozavatra ho malama sy mamirapiratra.
# safira
Ny safira dia karazana vato madio, sarobidy. Io karazana safira io dia mety misy lokony mavo na volamena.