plt_tn/sng/01/15.md

283 B

Indro

Ny teny hoe "Indro" eto dia manindry kokoa ny manaraka. DH: "Eny tokoa"

tahaka ny voromailala ny masonao

Ny voromailala dia famantarana ny fahadiovana, tsy fananan-tsiny, fahalefahana sy fitiavana. DH: "malefaka sy maha-te ho tia tahaka ny masom-boromailala ny masonao.