# Indro Ny teny hoe "Indro" eto dia manindry kokoa ny manaraka. DH: "Eny tokoa" # tahaka ny voromailala ny masonao Ny voromailala dia famantarana ny fahadiovana, tsy fananan-tsiny, fahalefahana sy fitiavana. DH: "malefaka sy maha-te ho tia tahaka ny masom-boromailala ny masonao.