plt_tn/sng/01/01.md

44 lines
909 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manomboka eo amin'ny 1:2 ny fizarana voalohan'ny boky.
# Ny Tononkiran'ireo Tononkira
"Ny tonon-kira tsara indrindra" na "Ny tononkira Fatratra Indrindra"
# izay an'i Solomona
"izay momba an'i Solomona" na "izay misy an'i Solomona"
# Ny menaka fanosoranao
"Ny menaka izay ataonao amin'ny vatanao"
# manim-pofona
"mamofona tsara"
# ny anaranao dia toy ny ranomanitra voaidina
Fantatr'ilay vehivavy fa tsara laza ny malalany. DH: "mahafinaritra tahaka ny fofo-menaka izay araraky ny olona ny anaranao."
# Ento miaraka aminao aho
"Ento manaraka anao aho." Ny teny hoe "aminao" dia manondro ilay tia.
# hihazakazaka isika
Ny teny hoe "isika" dia manondro ilay tovovavy miaraka amin'ny malalany.
# ny mombanao
"noho ianao"
# aoka aho hankalaza
"aoka aho hidera"
# Voajanahary amin'ireo vehivavy hafa ny mitia anao
"Ny rehetra izay tia anao dia tsy diso"