# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manomboka eo amin'ny 1:2 ny fizarana voalohan'ny boky. # Ny Tononkiran'ireo Tononkira "Ny tonon-kira tsara indrindra" na "Ny tononkira Fatratra Indrindra" # izay an'i Solomona "izay momba an'i Solomona" na "izay misy an'i Solomona" # Ny menaka fanosoranao "Ny menaka izay ataonao amin'ny vatanao" # manim-pofona "mamofona tsara" # ny anaranao dia toy ny ranomanitra voaidina Fantatr'ilay vehivavy fa tsara laza ny malalany. DH: "mahafinaritra tahaka ny fofo-menaka izay araraky ny olona ny anaranao." # Ento miaraka aminao aho "Ento manaraka anao aho." Ny teny hoe "aminao" dia manondro ilay tia. # hihazakazaka isika Ny teny hoe "isika" dia manondro ilay tovovavy miaraka amin'ny malalany. # ny mombanao "noho ianao" # aoka aho hankalaza "aoka aho hidera" # Voajanahary amin'ireo vehivavy hafa ny mitia anao "Ny rehetra izay tia anao dia tsy diso"