plt_tn/rev/22/16.md

8 lines
484 B
Markdown

# fakany sy taranak'i Davida
Ny teny hoe: "faka" sy "taranaka" dia mitovy dika. Jesosy dia miteny ny "maha-taranaka" ho "faka" izay nihary tao amin'i Davida. Ireo teny roa ireo miaraka dia manamafy fa Jesosy dia an'ny fianakavian'i Davida.
# ilay kintana mamirapiratra maraina
Jesosy dia milaza ny tenany ho kintana mamirapiratra izay miseho vao mangiran-dratsy amin'ny maraina ary manondro fa hanomboka ny andro vaovao. Jereo izay nandikanao ny "kintana maraina" ao amin'ny 2:26.