plt_tn/rev/22/16.md

484 B

fakany sy taranak'i Davida

Ny teny hoe: "faka" sy "taranaka" dia mitovy dika. Jesosy dia miteny ny "maha-taranaka" ho "faka" izay nihary tao amin'i Davida. Ireo teny roa ireo miaraka dia manamafy fa Jesosy dia an'ny fianakavian'i Davida.

ilay kintana mamirapiratra maraina

Jesosy dia milaza ny tenany ho kintana mamirapiratra izay miseho vao mangiran-dratsy amin'ny maraina ary manondro fa hanomboka ny andro vaovao. Jereo izay nandikanao ny "kintana maraina" ao amin'ny 2:26.