plt_tn/rev/22/14.md

504 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Jesosy dia manohy manao ny fanaovam-belomany.

ireo izay manasa ny akanjon'izy ireo

Ny fahatongavana ho marina dia resahina toy ny hoe fanasana akanjo. DH: "ireo izay lasa marina, toy ny hoe nanasa ny akanjony izy ireo"

any ivelany

Izany dia midika fa any ivelan'ny tanàna ary tsy mahazo miditra izy ireo.

ireo alika

Amin'izany fombafomba izany ny alika dia maloto, biby atao tsinontsinona. Eto ny teny dia fanambaniana izay maneho ny olona ratsy fanahy.