# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Jesosy dia manohy manao ny fanaovam-belomany. # ireo izay manasa ny akanjon'izy ireo Ny fahatongavana ho marina dia resahina toy ny hoe fanasana akanjo. DH: "ireo izay lasa marina, toy ny hoe nanasa ny akanjony izy ireo" # any ivelany Izany dia midika fa any ivelan'ny tanĂ na ary tsy mahazo miditra izy ireo. # ireo alika Amin'izany fombafomba izany ny alika dia maloto, biby atao tsinontsinona. Eto ny teny dia fanambaniana izay maneho ny olona ratsy fanahy.